LOI N° 2003-038 du 03 septembre 2004 Sur le fonds de commerce

26 oct. 2000 ... (Décret n° 99-716 du 8 septembre 1999 : J.O. n° 2618 du 03.01.2000, p. ... à l'
exercice de l'activité commerciale résultant de la loi n° 99-018 du 2 août ..... être
transposé à Madagascar : "En ce qui concerne la publication dans ...

Part of the document



|REPOBLIKAN'I MADAGASIKARA |REPOBLIKAN'I MADAGASIKARA |
|Ta |Tanindrazana-Fahafahana-Fandrosoana |
|Tanindrazana-Fahafahana-Fandrosoana |--------- |
| ----------- |FIADIDIANA NY REPOBLIKA |
| PRESIDENCE DE LA |----------- |
|REPUBLIQUE |LALANA LAHARANA FAHA- 2003 - 038 tamin'ny |
| |3 septambra 2004 |
|----------- |mikasika ny tokotanim-barotra |
|LOI N° 2003-038 du 03 septembre 2004 |(JO n°2939 du 08.11.04 p.4273) |
|Sur le fonds de commerce | Ny Antenimieram-pirenena sy ny |
|(JO n°2939 du 08.11.04 p.4273) |Antenimieran-doholona dia nankato tamin'ny |
| L'Assemblée nationale et le Sénat ont |fotoam-pivoriana nataony avy ny 03 |
|adopté en leur séance respectivement en |desambra 2003 sy ny 15 jolay 2004, |
|date du 03 décembre 2003 et du 15 | |
|juillet 2004, la loi dont la teneur suit|NY FILOHAN'NY REPOBLIKA, |
|: | |
| | Araka ny Lalàm-panorenana ; |
|LE PRESIDENT DE LA REPUBLIQUE | Araka ny fanapahan-kevitra laharana |
| |faha 21 - HCC/D3 tamin'ny 1 septambra 2OO4|
|Vu la Constitution ; | |
|Vu la Décision n°21-HCC/D.3 du 1er | |
|septembre 2004 | No mamoaka hampanan-kery ny lalàna |
| |izay toy izao ny andinindininy : |
|Promulgue la loi dont la teneur suit : |TOKO VOALOHANY |
| |ANKAPOBEN-JAVATRA |
|CHAPITRE PREMIER | Andininy voalohany - Singa-fototry ny |
|GENERALITES |tokotanim-barotra. |
| |Ny tokotanim-barotra dia natsangana |
| Article premier. Eléments du fonds de |tamin'ny alalan'ny fitambaran'ny fitaovana |
|commerce |mba hisintonana sy hitazonana mpividy. |
| Le fonds de commerce est constitué par |Ao anatin'izany ireo fanana-manaraka na |
|un ensemble de moyens qui permettent au |tsy hita am-batana samihafa. |
|commerçant d'attirer et de conserver une|Tafiditra avy hatrany ny mpanjifa, ary raha|
|clientèle. |tsy hoe misy fifanarahana mifanohitra, ny |
|Il regroupe différents éléments |marika famantarana ivelany, ny anaran'ny |
|mobiliers, corporels et incorporels. |tranom-barotra, ny zo mampanofa ary ny |
|Il comprend obligatoirement la clientèle|fahazoan-dàlana mitrandraka. Ireo |
|et en l'absence de disposition |singa-fototra ireo no antsoina hoe |
|conventionnelle contraire, l'enseigne ou|tokotanim-barotra. |
|le nom commercial, le droit au bail et |Mety anisan'ny tokotanim-barotra ihany koa |
|les licences d'exploitation. Ces |raha voalaza mazava ireto singa-fototra |
|éléments sont désignés sous le nom de |manaraka ireto : |
|fonds commercial. |1- ny fametrahana|
| Le fonds de commerce peut comprendre en|amin'ny raharaha ; |
|outre, à condition qu'Ils soient |2- ny fandaminana|
|nommément désignés, les éléments |sy ny fandrafetana ; |
|suivants: |3- ny fitaovana ;|
|1.les installations; | |
|2.les aménagements et agencements; |4- ny fanaka ; |
|3.le matériel ; |5- ny entana |
|4.le mobilier; |fiandry ; |
|5.les marchandises en stock; |6-ny birentim-pamoronana, ny famantarana |
|6.les brevets d'inventions, marques de |famoronana sy ny fivarotana, ny sary sy |
|fabrique et de commerce, dessins et |lasitra ary zo ara-tsaina hafa ilaina |
|modèles, et tout autre droit de |amin'ny fitrandrahana. |
|propriété Intellectuelle nécessaires à |TOKO II |
|l'exploitation. |FOMBA FITRANDRAHANA NY TOKOTANIM-BAROTRA |
| | And.2 - Fomba fitrandrahana |
| |Azo trandrahana mivantana na amin'ny |
|CHAPITRE II |alalan'ny sora-panekena |
|MODES D'EXPLOITATION DU FONDS DE |fanofana-fitantanana ny tokotanim-barotra. |
|COMMERCE |Ny fitrandrahana mivantana dia mety |
| |ataon'ny mpivarotra na ny |
|Art. 2. Modes d'exploitation |fikambanam-barotra iray. |
|Le fonds de commerce peut être exploité |Ny fanofana-fitantanana dia fifanarahana |
|directement ou dans le Cadre d'un |ifanaovan'ny isam-batan'olona na |
|contrat de location gérance. |fikambanana mizaka zo isam-batan'olona |
| L'exploitation directe peut être le |tompon'ny tokotanim-barotra mba hampanofa |
|fait d'un commerçant ou d'une société |amin'ny mpitantana iray isam-batan'olona na|
|commerciale. |fikambanana mizaka ny zo isam-batan'olona |
|La location-gérance est une convention |izay hitrandraka izany na inona na inona |
|par laquelle la personne physique ou |mety hitranga. Manana endrika mpivarotra |
|morale propriétaire du fonds de |izay voafehin'ny adidy aterik' izany ny |
|commerce, en concède la location à un |mpanofa mpitantana. |
|gérant, personne physique ou morale qui | And.3 - Andraikitry ny mpanofa mpitantana |
|l'exploite à ses risques et périls. Le |Tsy maintsy manaraka ny fepetra mifehy ny |
|locataire gérant a la qualité de |fanoratana amin'ny rejisitry ny varotra sy |
|commerçant, et il est soumis à toutes |ny fikambanam-barotra ny mpanofa |
|les obligations qui en découlent. |mpitantana. |
| | Tsy maintsy avoaka ho fantatry ny |
|Art. 3. Obligations du locataire gérant |besinimaro ao anatin'ny dimy ambinifolo |
|Le locataire gérant doit se conformer |andro aminà gazety ekena hanao ny |
|aux dispositions réglementant |fampilazàna voadidin'ny lalàna ny |
|l'immatriculation au registre du |votoatin'ny fanekena fanofana-fitantanana. |
|Commerce et des Sociétés. |Raha mpivarotra ilay tompon'ny |
|Tout contrat de location-gérance doit en|tokotanim-barotra dia tsy maintsy mampanao |
|outre être publié dans la quinzaine de |fanitsiana ny fisoratany amin'ny rejisitry |
|sa date, sous forme d'extrait dans un |ny varotra sy ny fikambanam-barotra ny |
|journal habilité à recevoir les annonces|amin'ny fanamarihana ny |
|légales. |fampanofana-fitantanana ny |
|Le propriétaire du fonds, s'il est |tokotanim-barotra izy. |
|commerçant, est tenu de faire modifier |Tsy maintsy hanaovana fampahafantarana |
|son inscription au registre du commerce |tahaka izay koa rehefa tapitra amin'ny |
|et des sociétés par la mention de la |fotoana nifanarahana na alohan'izany ny |
|mise en location-gérance de son fonds. |fanekena fampanofana-fitantanana. |
|L'expiration au terme prévu ou anticipé | And.4 - Fampahafantarana ny maha-mpanofa |
|du contrat de location-gérance, donne |mpitantana |
|lieu aux mêmes mesures de publicité. | Tsy maintsy apetraky ny mpanofa mpitantana|
| |ery ambonin'ny taratasy fangatahan'entana, |
|Art. 4. Publicité de la qualité de |faktiora ary taratasy hafa ara-bola sy |
|locataire gérant |ara-barotra miaraka amin'ny laharana |
|Le locataire gérant est tenu d'indiquer |nisoratany amin'ny rejisitry ny varotra sy |
|en tête de ses bons de commande, |ny fikambanam-barotra ny |
|factures et autres documents à caractère|maha-mpanofa-mitantana ny tokotanim-barotra|
|financier ou commercial, avec son numéro|azy. |
|d'immatriculation au registre du |Ny fandikana io fepetra io dia mahavoasazy |
|commerce et des sociétés, sa qualité de |handoa lamandy 2 000 000 hatramin'ny 10 000|
|locataire gérant du fonds. |000 Iraimbilanja. |
| Toute infraction à cette disposition | |
|sera punie d'une amende de 2 000 000 à |And.5 - Fepetra momba ny faharetan'ny |
|10000000 Fmg. |fitrandrahana |
| | Ny isam-batan'olona na fikambanana mizaka |
|Art. 5. Conditions de durée |zo mampanao fanofana-fitantanana dia tsy |
|d'exploitation |maintsy : |
|Les personnes physiques ou morales qui |1- efa mpivarotra nandritry ny roa ta