sujet bac madagascar - accesmad

Madagascar ... N.B. : Laza adina IRAY amin'ny telo atolotra no tsy maintsy ataon'
ny ... LAZA ADINA II Fakafakao amin'ny fomba mirindra ity lahatsoratra ity ary ...

Part of the document

Baccalauréat de l'enseignement général
Madagascar
Session 2004
histoire - geographie - Séries : C D N B : Le candidat doit traiter obligatoirement un devoir de géographie et
un devoir d'histoire.
SUJET - I Géographie : Dissertation « Le sud est un ensemble hétérogène. »
Expliquez et analysez.
SUJET -II Histoire : Commentaire
La perestroïka, une révolution. Engagée dès 1985 par Mikhaïl Gorbatchev, nouveau secrétaire général
du PCUS, la perestroïka vise à redonner à l'URSS efficacité et dynamisme,
et à la population soviétique, goût de l'effort et enthousiasme. Quatre ans
après les premiers pas de cette longue marche, chacun commence à apercevoir
l'ampleur et la difficulté de cette remise en cause radicale. Extrait du manuel d'histoire « de 1945 à nos jours ».
Collection Grehg, Classes Terminales. D'après les renseignements fournis par le document :
- Identifiez la nouvelle orientation souhaitée par la perestroïka.
- Quels sont les problèmes rencontrés dans la pratique de la
perestroïka et quelles sont leurs conséquences immédiates ? _______________________________ N B : Tsy maintsy atao ireo laza adina roa atolotra ny mpiadina.
LAZA ADINA - I Jeografia : Famoaboasan-kevitra « Ny tatsimo dia vondrona ahitana karazam-panorenana ara-
toekarena samihafa ».
Hazavao sy fakafakao.
LAZA ADINA -II Tantara : Fanadihadiana tahirin-kevitra
Ny « perestroïka », fiovana tanteraka. Natomboka tamin'ny taona 1985, nataon'i Mikhaïl Gorbatchev, ny
« perestroïka » dia mikendry hanome indray hoan'ny Firaisana Sovietika
fahafaha-mamokatra sy risim-po, ary hoan'ny vahoaka sovietika tsiron'ny
ezaka sy fiheretam-po. Efa-taona tao aorinan'ireo dingana voalohany
tamin'io dia lavitr'ezaka io, samy nanomboka nahatsinjo ny halehibe sy ny
hasarotan'io fanovana ifotony io ny tsirairay. Nalaina tamin'ny boky tantara « de 1945 à nos jours »
Collection Grehg Kilasy famaranana. Araka ny toromarika omen'ny lahatsoratra :
- Fantaro ny soridalana vaovao irian'ny "perestroïka"
hotratrarina.
- Inona avy ireo olana nosedraina tamin'ny fampiharana ny
"perestroïka" ary inona ireo fiantraikany eo no eo ?